|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bohaboha |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3vongan-javatra mibofaka sy maivana.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4flocon.
[1.13] |
| Teny iditra (2/2) | 5 bohaboha |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7miavonavona.
[Bara]
[1.78] 8Fahasahiana. [Tanosy] [1.78] 9matin-kambo, kevokevoka. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10vantard.
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 11 bohaboha, 12 haboboha, 13 hobahoba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|