|
|
|
|

Teny iditra1 bodofotsy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Firakotra matevina vita amin' ny fahana vaventy landihazo na volonondry: Bodofotsy mainty ny an' ny miaramila.
4/ Mitafy bodofotsy rehefa mangatsiaka ny olona eny ambanivohitra
. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a blanket, flannel, a coverlet made of wool.
6[Ar.
7Hura'm abiad (?), a blanket.]. [1.2]
8a blanket. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9couverture. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12