|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bodoana |
| Fototeny | 2bodo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4alaina na tazonina an-keriny ho an' ny tena: Tsy valahara izany raha lehilahy: nobodoany ny vadin' olona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be monopolized for one's own use; to be taken away from a husband.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on retient pour soi; ravie de son mari.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10bodoina |
| Fivaditsoratra | 11 abodaño, 12 bodoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|