|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bodehina |
| Fototeny | 2bodika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asavorovoro, asavoritaka: Aza bodehina re, ry Koto, ny kofehy.
5/ Nobodehiny teo ny fitenenana ka tsy hita intsony izay ventin-kevitra. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|