|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 boboky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3voatavo fanaovana ronono mandry na abobo. [Bara] [1.78]

Teny iditra (2/3)4 boboky
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6kiran-dravinala fanao rapaka (gorodona). [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7écorce de ravenala dont on fait le plancher des cases. [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (3/3)8 boboky
Sokajin-teny  9 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10tsy misy intsony, foana. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  11 biboko, 12 boboky, 13 kibobo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12