|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  boboke
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] sinibe: Ny boboke ane moa tsa matsaka ko vovo tsa mbatsy mba mañarato (Ny sinibe anie ka tsy mantsaka ary ny vovo manarato) [1.78]

Teny iditra (2/2)4  boboke
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 [Tandroy] mamo, lao voky: Ko haneñe maro o vatango fa mahabobobe [1.78]

Fivaditsoratra  7 beboko, boboke

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04