Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
1
boanana
(
boana
)
Sokajin-teny
2
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
3
Vohana mafy ka mikotrokotroka sy mirefotra:
Aza boanana ny varavarana fa mahasosotra
[
1.1
]
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
boanana
, boanako, boananao, boanany, boanantsika, boananay, boananareo, boanan', boanan-, boanam-,
boana-
5
Ny lasa :
noboanana, noboanako, noboananao, noboanany, noboanantsika, noboananay, noboananareo, noboanan', noboanan-, noboanam-, noboana-
6
Ny hoavy :
hoboanana, hoboanako, hoboananao, hoboanany, hoboanantsika, hoboananay, hoboananareo, hoboanan', hoboanan-, hoboanam-, hoboana-
7
Filaza mandidy :
boano
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05