|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 -bintsy |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vintsy |
| Teny iditra (2/3) | 3 bintsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazan-damba soga, madini-tenona sady mikitroka ka mafy kokoa noho ny saga tsotra ary malama tsy misy volony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the name of a kind of calico in Imerina.
[1.2] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: zaitra |
| Teny iditra (3/3) | 8 bintsy |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 [Provincial] For vintsy
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau ; martin-pêcheur, ou huppe, § vìntsy.
[1.19] |
| Voambolana | 12 Haibiby: vorona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|