|
|
|
|

Teny iditra1 bilisitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[angl.
4blister] Fanempahana ny hoditra misy rano mibontsina ao anatiny raha main' ny rano mangotraka na raha niasa tamin' ny angady na famaky ny felatanana. [1.1]
Voambolana  5 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12