|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 biby olona |
| Singan-teny | 2biby, 3olona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5lalaon' ny ankizy izay ahitana iray amin' izy ireo mifono ahitra toy ny biby mandehandeha mampitahotra ny hafa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[bibiolona]
6a made-up figure used in a children's game..
[1.2] |
| Voambolana | 7 Kilalao |
| Mpanahaka | 8 bibinolona, 9 bibiolona, 10 olonabiby |
| Fivaditsoratra | 11 bibiolona, 12 biby olona, 13 olona biby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|