|
|
|
|

Teny iditra1 bibin-dandy
Singan-teny  2biby, 3landy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5biby mpamorona ny landy rehefa miombo ho landy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [bibinDANdy] 6A silkworm.. [1.2#90]
Fanazavàna teny frantsay  7le ver à soie. [1.3#80]
Voambolana  8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12