|
|
|
|

Teny iditra1  bibim-bary
Singan-teny  2 biby, 3 vary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 [bibimbary] [Bara] kalalao [1.78]
6 Bibikely manimba ny vary, haom-bary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [bibimbary] An insect found on the growing rice. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 ver qui ronge la tige du riz, charançon [1.3]
Voambolana  9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04