|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bibibiby |
| Fototeny | 2biby |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika.
[1.1] 5jereo bibibibin' olona. [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6brutal, obstinate.
[1.2] |
| Ohatra |
7 Ny zaza novelomin'ny biby ohatra dia lasa bibibiby ihany koa.
[2.606#]
8 Noho ny toe-javatra hitako na nihatra tamiko tato anatin' ny indroa andro, efa lasa bibibiby izany aho. [2.4#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10bibibibin' olona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|