|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bibalahy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' ahitra fanao fanafody, indrindra amin' ny fivalanan-dra, na fivalanana tsotra fa tsy mety mijanona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a plant used as a medicine for dysentery and diarrhea and spitting of blood.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 [Merina] Herbe dont la décoction est administrée contre la dysenterie et les diarrhées persistantes.
[1.196] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|