|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bevoina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny tsy dia manaja loatra enti-milaza ny maty tsy tiana hohajaina firy.
4(Tsy fampiasa firy fa Rabevoina no ampiasaina matetika). [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|