Teny iditra | betatoato | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Karazana dihin' ny Ntaolo [2.245] | |
Ohatra | Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka.
[2.245] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |