|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 be somotra
Singan-teny  2be, 3somotra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5A longue barbe.
6Les pièces de cinq francs à l' effigie d' un roi barbu, par exemple Louis-Philippe de France avec barbe.. [2.415#6620]

Teny iditra (2/2)7 Besomotra
Sokajin-teny  8 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  9 Fohafoha ny alanana! tamy ny Ranakandriana, tamy ny besomotra, tamy ny Bevolombava tompo ny sikidy: avia manoloana [2.48]
Voambolana  10 Finoana
Tsanganana sy sary iray takila  11 Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  12 Besomotra, be somotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05