|
|
|
|

Teny iditra1 beritelo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay bretelle] Zavatra toy ny tady vita amin' ny lamba na amin' ny hoditra, fitanana ny pataloa na ny akanjo tsy hiborotsaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4braces.
5[Fr.
6Bretelle.]. [1.2]
Voambolana  7 Toe-karena: zaitra
Kamban-teny rehetra  8sorididy beritelo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08