|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bengy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka+Antesaka+Betsileo+Sihanaka] Osy
[1.1, 1.78] 4 [Tanala] osy: Bengy niteraka am-piringa ka tsy avela ny raha mahajatre (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy manadino ny fanao) [1.78] 5 osy [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a goat. (Prov.) Same as osy, baingy. [Mal. Kambing.]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 [Tankarana] chèvre, cabri.
[1.19] 8 chèvre [1.13] |
| Voambolana | 9 Haibiby: mampinono |
| Tsipelina hafa | 10 baingy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|