|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bemiray |
| Singan-teny | 2be, 3miray |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Tapatapa-damba samy hafa loko izay atambatra ho akanjo na fitafiana na firakofana: Akanjo bemiray.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Patch-work.
[1.2] 7patched together from many different pieces; a piece quilt. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8fait de morceaux disparates.
[1.8] |
| Ohatra |
9 zary bemiray izany ireny rehetra ireny.
[2.472]
|
| Voambolana | 10 Toe-karena: zaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|