|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 be minono
Singan-teny  2be, 3minono
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [beminono] 5zaza 18 taona no miakatra. [Taimoro] [1.78]
[beminono] 6Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra. [Tsimihety] [1.1]
7ilazana ny zaza efa lehibe nefa tsy sarahina, ary anambarana koa ny olona miankindava amin' ny hafa, tsy mahavelon-tena raha tsy ampiana. [1.1]
Ohatra  8 Tokony ho fantatra koa fa ny tovolahy sihanaka efa mato-tsaina ka vonona ny haka vady dia lehilahy efa mahaleo tena: manana tanimbary sy omby misimisy ihany, fa tsy mba lehilahy mbola "beminono" (miankina amin' ny ray aman-dreny) [2.436#]
Mpanahaka  9 mpinonolehibe

Teny iditra (2/2)10 Beminono
Singan-teny  11be, 12minono
Sokajin-teny  13 anaram-poko
Ohatra  14 Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny beminono, ny Masonkarena ary ny Dimanjehy. [2.508]
Voambolana  15 Haitoetany: firenena, foko

Fivaditsoratra  16 be minono, Beminono

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05