|
|
|
|

Teny iditra1 bemidina
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 Niko-dingidingy nanaraka iny izahay, ry zalahy amin' izany manao bemidina sy miantsoantso ao aoriana ao. [2.4]
4 Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa : manao rano tondraka ny fandroson' ny Alemana, mandrindra fihemorana "ara-tetik' ady " ny lohalaharana frantsay, nosoloana ny jeneraly komandy lehiben' ny tafika, tsy hay tohaina ny fiara mpananika aroson' ny fahavalo, nilaozan' ny Frantsay nitsoaka ny Anglisy niara-nikatroka taminy, manao bemidina manitsy an' i Parisy ny vondron-kerin' ny Alemana. [2.472]

Fivaditsoratra  5 bemidina, 6 mibedañy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10