|
|
|
|

Teny iditra1 be maso
Singan-teny  2be, 3maso
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mana-maso makadiry.
6Ilazana ny rary tsihy na ny sobika izay vaventy ny mason-drary fa tsy mihaika tsara. [1.1]
Ohatra  7 Fa hianao Ranavalomanjaka, fahiray ny Roa amby ny Folo Manjaka, fanovan' Andrianampoinimerina, ombalahy bemaso nahary fenitra any Imerina, sy Radama-manjaka Rainy namory ny anivony ny riaka. [2.654#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12