Teny iditra | belza | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny aranana tompon-tany any amin' ny tanin' i Belzika:
Anisan' ny betsaka raha heverina amin' ny hakelin' ny taniny ny Belza Momba an' i Belzika na an' i Belzika na avy any Belzika: Fiteny karazany roa ny teny tenenin' ny mponina belza [1.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: belge. | |
Mpanahaka | Belzika | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |