|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 be
Singan-teny  2be, 3lo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Zavatra lasa na very tsy tokony hotsarovana intsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Ancient disasters, carnage; it has special reference to ancient massacres. [1.2]

Teny iditra (2/2)7 Belo
Sokajin-teny  8 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  9 Haitoetany: tanàna
Kamban-teny rehetra  10Belo Tsiribihina

Fivaditsoratra  11 belò, Belo, 12 bole, 13 lebo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03