|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bedibedena |
| Fototeny | 2bedibedy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4bedibedesina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be talked to incessantly, to be tattled to.
[1.2] 6to be scolded. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on gronde à tort et à travers: Aza bedibedenao toy izany ny zanakao (Ne grondez pas ainsi votre enfant sans rime ni raison).
[1.3#78] 8qu'on gronde. [1.8] |
| Ohatra |
9 Hoy Ilaidama: «Andeha hitsangantsangana any, mba hizahako an-dRasoabe sy Rasoamasay, fa lazain'ny olona hoe: « Tsy bedibedena ny rano;
[2.298#64]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14bedibedesina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|