|
|
|
|

Teny iditra1 bazary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny ilazana ny tsena (indrindra any amorontsiraka) izay mazàna tranoheva malalaka. [1.1]
Ohatra  4 Tahaka izao ary ny fandaniana isan-tsokajiny, fananana sy servisy, araka ny hita ao anaty taty bazary. [4.27]
Voambolana  5 Toe-karena: varotra
Tsipelina hafa  6bazara
Kamban-teny rehetra  7tantibazary

Fivaditsoratra  8 barazy, 9 bazary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08