|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 batry
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza: Ny voan-javatra vaventy mifantsifantsy.
4Ny nify makadiry sady somary misy elanelany kely: Batry nify ilay zazakely hitako tarỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5having large teeth.. [1.2]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  7batribatry
Kamban-teny rehetra  8fay batry nify
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10 batry
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12Herbe indéterminée.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  13 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  14 batry, 15 bitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02