|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 batritra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3an insect.
[1.2] |
| Voambolana | 4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (2/2) | 5 batritra |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Enti-milaza olona fetsifetsy sy fatsora, na fatritran' olona tsy azo itokiana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8low, coarse, vulgar, immodest.
9See tritra.. [1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|