|
|
|
|

Teny iditra1 bateria
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay batterie] Manda mafy.
4Rarivato na fototra amin' ny fanorenan-trano na tamboho avo. [1.1]
5tamba-tsinga mpanangona angovon'aratra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6batterie d'accumulateurs. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12