|
|
|
|

Teny iditra1 batera
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay tabatière] Anaran' ny tongobolo fitoeran' ny paraky kisoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a tobacco box.
5[Fr.
6Tabatière.] See tongobolo.. [1.2]
Tsipelina hafa  7tabakera, tabatera
Kamban-teny rehetra  8sahondram-batera
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 batera, 11 Tabera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02