|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 baskety |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[fr.
4basket-ball] Lalao fanatanjahan-tena misy mpilalao dimy an-daniny avy ka ny ifaninanan' izy roa tonta dia izay hampidirana baolina imbetsaka indrindra ao anatin' ny haraton' ny an-kilany avy. [1.1] |
| Voambolana | 5 Fanatanjahan-tena |
| Tsipelina hafa | 6basketra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|