|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 basirano |
| Singan-teny | 2basy, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka.
6(Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7A syringe..
[1.2] |
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 9 basirano, 10 borisana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|