|
|
|
|

Teny iditra1 basipoleta
Singan-teny  2basy, 3poleta
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fiadiana mipoaka, fohy sady maivana, fanapoaka tanana an' ila ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a pistol, a revolver. [1.2]
Voambolana  7 Miaramila
Tovy hevitra  8poleta
Mpanahaka  9 basypoleta

Fivaditsoratra  10 basipoleta, 11 basy poleta

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02