|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 basila |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[fr, bacille] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika tehina kely kilavalava amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny raboka.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haiaina |
| Fivaditsoratra | 5 Balisa, 6 basila, 7 labasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|