|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 barikan-doha |
| Sokajin-teny | 2 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3taolan-doha, karandoha.
[Betsimisaraka]
[1.78] 4karandoha: Niriatre ny barikan-dohan'i lekirioke ka nivoaka ny betrone (vaky ny karandohan'ny karandohan'ny lekirioka (volon'omby) ka nipotsaka ny ati-dohany). [Tanala] [1.78] |
| Voambolana | 5 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|