|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 baranahiny |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra.
4Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5heedlessness, indifference.
[1.2] 6careless; carelessly done. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7insouciant, indifférent.
[1.8] |
| Voambolana | 8 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|