|
|
|
|

Teny iditra1  baradida
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] Tehina vita amin' ny hazo mafy, tsy dia lava loatra, ataon' ny Baralahy fiadiana ka tsy misaraka aminy raha vao mivoaka ny trano izy na aiza na aiza alehany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04