|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 barabara |
| Fototeny | 2bara |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany.
5Tsy ampiampy (saina): Olona barabara saina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6hoarse, having a rough voice; foolish.
7See farimpeo. [1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 barabara |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12mitavozavoza.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13maladroit, qui gâche tout ce qu'il fait.
[Taisaka]
[1.82] |
| Ohatra |
14 fa raha ny be sy ny maro kosa dia mbola barabara avokoa : ny tokantranony maloto, ny fitafiany ratsy sady tsy ampy
[2.113#]
|
| Fivaditsoratra | 15 barabara, 16 rabaraba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|