|
|
|
|

Teny iditra1 baorina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4borne] Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin' ny fanjakana: Tany vita baorina.
5Tsato-bato misy tarehimarika milaza ny isan' ny kilaometatra mampisaraka toerana na tanàna roa. [1.1]
Sary 

Fivaditsoratra  6 Abirona, 7 baorina, 8 boriana, 9 irobana, 10 robaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12