|
|
|
|

Teny iditra1 baondy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anaran-karatra filalaovana misy sary tokana eo afovoany (kodiadiam-borona na efa-joro na fo na fon' omby mainty), ka heverina mazàna fa anisan' ny tsara indrindra amin' ny vato. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the ace in playing cards.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5as. [1.13]
Voambolana  6 Kilalao
Kamban-teny rehetra  7baondy tsy resy
Sary 

Fivaditsoratra  8 badony, 9 baondy, 10 bodany, 11 Dibona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08