|
|
|
|

Teny iditra1 baoa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3bao (fitondran'entana), hazo filanjan-javatra: Ny entaña leo fa ny baoa ro mañehetsa (Ny entana zaka fa ny bao no manaikitra). [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4 aboa, 5 baoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12