|
|
|
|

Teny iditra1 bantoa
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3Bantu. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4bantou. [3.1]
Ohatra  5 Ny Indoneziana dia tsy mpiompy loatra fa ny bantoa no mpiompy nikoizana. [2.113]
6 Nanampy nanaraka izany ny fandinihana ny fiteny malagasy : ny tantarany, ny voambolany, ny firafiny, ny fifandraisany amin' ny teny hafa (indoneziana, sansikirita, arabo, hebreo, bantoa, soahilia sns. [2.508]
Voambolana  7 Haitoetany: firenena, foko

Fivaditsoratra  8 bantoa, 9 Nabota

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12