|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 banky
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy.
4(Jereo Bankirompitra, bankiroty). [1.1]
Mpanahaka  5 foantanana, 6 kisoaboryrambo, 7 lanyfatotraamampondrana, 8 majifanyfananana, 9 mangadihadytoynyvilanynahandroampatsa, 10 tsyambariraiventy, 11 tsyfilotsyfihatsaka, 12 tsykibaytsyfively, 13 tsykitaytsyvarymaina

Teny iditra (2/2)14 banky
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray. [1.1]
17andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  18banque. [1.13]
Voambolana  19 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31