|
|
|
|

Teny iditra1 banga ridana
Singan-teny  2banga, 3ridana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy misy nify na dia iray aza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6(bangaridana) To be toothless.. [1.2]
7having some teeth missing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8édenté. [1.8]
Ohatra  9 Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3]
10 Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#100]
Voambolana  11 Fahasalamana
Tovy hevitra  12banga nify

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11