|
|
|
|

Teny iditra1  bandrinina (bandrina)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Jerena amin' ny maso mivontirika mivandravandra mahatahotra: Andeha isika handeha fa tsy tiako ny hobandrinin' irỳ olona toa adala toa inona irỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Qu'on regarde en face, qu'on fixe [1.3]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  vandrinina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20