|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bandia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antesaka] entambe
[1.78] 4 Enti-milaza rehefa mety ho anentan' entana, fa indrindra anentan-damba [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ballot de marchandises, surtout de toiles
[1.3] 6 [Tanosy] ballot [1.78] |
| Tsipelina hafa | 7 bandiana |
| Fivaditsoratra | bandia, 8 Dinaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|