|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 banake |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3anaran-kazo ahazoana hafotra amehezana ny bararata atao trano.
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haizavamaniry: hazo |
| Fivaditsoratra | 5 banake, 6 bekaña, 7 kebana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|