|
|
|
|

Teny iditra1 banaika
Fototeny  2baika
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza toetra fa indrindra fandeha tsy taitra, tsy mihontsina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5posé, grave, se dit de la démarche ; imperturbable. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  13 bakaina, 14 bakiana, 15 banaika, 16 ibakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19