|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 [Provincial] for bao [1.2]

Teny iditra (2/2)4  bambo
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 [Betsimisaraka] ambin-javatra nozaraina, ka tsy maintsy tapahana tsikelikely indray mba ho zaraina amin'ny rehetra koa mba tsy ho misy ho maty antoka, zavatra hikambanana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7 [Tankarana] surplus d'un partage, partagé ensuite. [1.19]

Fivaditsoratra  bambo, 8 bomba

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04